Asan'ny Apostoly 11:2
Ary nony tafakatra tany Jerosalema Petera, dia nila ady taminy ny mino izay isan’ ny voafora
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Peter was come up to Jerusalem, they that were of the circumcision contended with him,
In Context
3ka nanao hoe: Efa niantrano tany amin’ ny olona tsy voafora ianao sady niara-nihinana taminy.
Read all of Asan'ny Apostoly 11
Cross References
Acts 10:9Ary nony ampitso, raha mbola nandeha teny an-dalana izy ireo ka mby teo akaikin’ ny tanàna, dia niakatra teo ambonin’ ny tampon-trano Petera mba hivavaka, rehefa tokony ho tamin’ ny ora fahenina.
Acts 15:1Ary ny olona sasany izay nidina avy tany Jodia nampianatra ny rahalahy hoe: Raha tsy forana araka ny fanaon’ i Mosesy ianareo, dia tsy azo vonjena.
Acts 21:20Ary rehefa nandre izany ireo, dia nankalaza an’ Andriamanitra; ary hoy koa izy tamin’ i Paoly: Hitanao, rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy izay efa mino; ary fatra-pitàna ny lalàna izy rehetra,