Asan'ny Apostoly 12:13
Ary raha nandondona ny vavahady Petera, dia nisy ankizivavy atao hoe Roda nankeo hihaino.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as Peter knocked at the door of the gate, a damsel came to hearken, named Rhoda.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 12
Cross References
Luke 13:25Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary ianareo mijanona eo ala-trano mandondòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo;
Acts 12:16Fa Petera naharitra nandòndòna ihany, ary rehefa novohany, dia nahita azy ireo ka talanjona.