Asan'ny Apostoly 14:7
dia nitory ny filazantsara tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there they preached the gospel.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 14
Cross References
Acts 8:4Ary izay niely dia nandeha nitory teny tontolo eny.
Acts 14:15Raondriana, ahoana no anaovanareo izao? Olona tahaka anareo ihany izahay ary mitory ny filazantsara aminareo, mba hialanareo amin’ izao zava-poana izao hanatona an’ Andriamanitra velona, Izay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’ izay rehetra ao anatiny,
Acts 16:10Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin’ izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin’ ny olona any.
1 Thessalonians 2:2fa rehefa nampahorina sy nisetrasetrana tany Filipy izahay teo aloha, tahaka ny fantatrareo ihany, dia sahy tao amin’ Andriamanitray izahay hiteny taminareo ny filazantsaran’ Andriamanitra, na dia be aza ny fanoherana.