The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 14 › Asan'ny Apostoly 14:8

Asan'ny Apostoly 14:8

Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And there sat a certain man at Lystra, impotent in his feet, being a cripple from his mother’s womb, who never had walked:

In Context

7dia nitory ny filazantsara tany.

9izy nahare an’ i Paoly nitori-teny; ary Paoly, nony nibanjina azy mafy ka nahita fa nanam-pinoana hositranina io,

Read all of Asan'ny Apostoly 14

Cross References

John 5:3Tao no nandrian’ ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny mati-ila.

John 9:1Ary raha nandalo Jesosy, dia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.

Acts 4:9raha adinina izahay anin’ ny amin’ ny asa tsara natao tamin’ ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 14:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 14:7Asan'ny Apostoly 14Asan'ny Apostoly 14:9 →