Asan'ny Apostoly 16:7
ka efa tonga tany an-tsisin’ i Mysia, dia nitady hankany Bitynia izy, fa tsy navelan’ ny Fanahin’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
After they were come to Mysia, they assayed to go into Bithynia: but the Spirit suffered them not.
In Context
8Ary rehefa nandalo an’ i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy.
Read all of Asan'ny Apostoly 16
Cross References
Acts 8:29Dia hoy ny Fanahy tamin’ i Filipo: Andeha manatona ka mankanesa amin’ io kalesy io.
Galatians 4:6Ary satria zanaka ianareo, dia nirahin’ Andriamanitra ho ato am-pontsika ny Fanahin’ ny Zanany, miantso hoe: Aba, Ray ô.
1 Peter 1:1Petera, Apostolin’ i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy