The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 20 › Asan'ny Apostoly 20:13

Asan'ny Apostoly 20:13

Ary izahay nialoha ho any an-tsambo, dia niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an’ i Paoly, satria eo no fotoana nataony, fa nikasa handeha an-tanety izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And we went before to ship, and sailed unto Assos, there intending to take in Paul: for so had he appointed, minding himself to go afoot.

In Context

12Ary nitondra ilay zatovo efa velona izy ireo ka faly dia faly.

14Ary rehefa nihaona taminay tany Aso izy, dia noraisinay, ary dia lasa nankany Mitylena izahay.

Read all of Asan'ny Apostoly 20

Cross References

Mark 1:35Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.

Mark 6:46Ary rehefa nanao veloma ny olona Izy, dia lasa nankany an-tendrombohitra hivavaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 20:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Asan'ny Apostoly 20:12Asan'ny Apostoly 20Asan'ny Apostoly 20:14 →