bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 21 › Asan'ny Apostoly 21:12
Asan'ny Apostoly 21:12
Ary raha vao renay izany, dia nangataka taminy izahay mbamin’ izay nonina teo mba tsy hiakarany any Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when we heard these things, both we, and they of that place, besought him not to go up to Jerusalem.
In Context
11Ary rehefa tonga tao aminay izy, dia noraisiny ny fehin-kibon’ i Paoly, ka namatorany ny tongotra aman-tànan’ ny tenany, dia hoy izy; Izao no lazain’ ny Fanahy Masìna: Toy izao no hamatoran’ ny Jiosy any Jerosalema ny lehilahy tompon’ ity fehin-kibo ity, ka hatolony ho eo an-tànan’ ny jentilisa izy.
13Fa Paoly namaly ka nanao hoe: Nahoana ianareo no mitomany ka mampangorakoraka ny foko? Fa vonona aho tsy ny hafatotra ihany, fa ny ho faty any Jerosalema koa aza mba ho voninahitry ny anaran’ i Jesosy Tompo.
Read all of Asan'ny Apostoly 21
Cross References
Matthew 16:21Hatramin’ izany no vao natoron’ i Jesosy ny mpianany fa tsy maintsy hankany Jerosalema Izy ka hampijalin’ ny loholona sy ny lohan’ ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, dia hovonoina, ary hatsangana amin’ ny andro fahatelo.
Acts 21:4Ary nony nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nitoetra teo hafitoana; ary izy ireo dia voatsindrin’ ny Fanahy hilaza amin’ i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 21:12