The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 21 › Asan'ny Apostoly 21:6

Asan'ny Apostoly 21:6

ary rehefa nifanao veloma izahay, dia nirotsaka an-tsambo; fa izy ireo kosa niverina nody.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when we had taken our leave one of another, we took ship; and they returned home again.

In Context

5Ary rehefa tapitra izany andro izany, dia niala izahay ka lasa nandeha; ary izy rehetra mbamin’ ny vadiny aman-janany dia nanatitra anay hatrany ivelan’ ny tanàna; ary nandohalika teo amoron-dranomasina izahay ka nivavaka;

7Ary ny niafaran’ ny nandehananay an-tsambo dia tany Tolemaia, rehefa avy tany Tyro; ary niarahaba ny rahalahy izahay ka nitoetra teo aminy indray andro.

Read all of Asan'ny Apostoly 21

Cross References

John 1:11Tonga tany amin’ ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy.

John 16:32Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin’ ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko.

2 Corinthians 2:13dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an’ i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 21:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Asan'ny Apostoly 21:5Asan'ny Apostoly 21Asan'ny Apostoly 21:7 →