The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 25 › Asan'ny Apostoly 25:22

Asan'ny Apostoly 25:22

Dia hoy Agripa tamin’ i Festosy: Izaho koa mba ta-handre izay lehilahy izay. Ary hoy izy: Rahampitso ary dia handre azy ihany ianao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then Agrippa said unto Festus, I would also hear the man myself. To morrow, said he, thou shalt hear him.

In Context

21Ary rehefa nangataka hambenana hotsarain’ ny mpanjaka Paoly, dia nasaiko nambenana mandra-pandefako azy ho any amin’ i Kaisara.

23Ary nony ampitso, dia tonga Agripa sy Berenika niseho tamin’ ny voninahitry ny fiandrianany ka niditra teo amin’ ny trano fihaonana niaraka tamin’ ny mpifehy arivo sy ny lehibe tao an-tanàna, dia nentina nankeo Paoly araka ny didin’ i Festosy.

Read all of Asan'ny Apostoly 25

Cross References

Matthew 10:18ary ho entiny eo anatrehan’ ny mpanapaka sy ny mpanjaka ianareo noho ny amiko, ho vavolombelona aminy sy amin’ ny jentilisa.

Acts 9:15Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan’ ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak’ isiraely;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 25:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Asan'ny Apostoly 25:21Asan'ny Apostoly 25Asan'ny Apostoly 25:23 →