Asan'ny Apostoly 26:21
Ary izany no nisamboran’ ny Jiosy ahy teo an-kianjan’ ny tempoly sy nitadiavany hahafaty ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For these causes the Jews caught me in the temple, and went about to kill me.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 26
Cross References
Acts 21:27Ary rehefa ho tapitra ny hafitoana, dia nahita an’ i Paoly teo an-kianjan’ ny tempoly ny Jiosy avy tany Asia, ka nampikotaba ny vahoaka rehetra izy sady nisambotra an’ i Paoly,
Acts 22:22Ary ny olona nihaino azy hatramin’ izany teny izany, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin’ ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!
Acts 25:3ka nangataka azy hohelohina, mba hampanalainy hankany Jerosalema; fa nikasa hanotrika eny amoron-dalana izy hamonoany azy.