Asan'ny Apostoly 27:37
Ary izahay rehetra teo anaty sambo dia olona enina amby fito-polo amby roan-jato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And we were in all in the ship two hundred threescore and sixteen souls.
In Context
36Dia nahazo toky izy rehetra ka nihinana koa.
38Ary rehefa voky izy, dia nanariany ho any anaty ranomasina ny hanina mba hanamaivana ny sambo.
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Acts 2:41Ary izay nandray tsara ny teniny dia natao batisa; ary tokony ho telo arivo no olona nanampy ho isany tamin’ izany andro izany.
Romans 13:1Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin’ Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin’ Andriamanitra.