Asan'ny Apostoly 27:5
Ary rehefa namaky ny ranomasina tany Kilikia sy Pamfilia izahay, dia tonga tany Myra any Lykia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when we had sailed over the sea of Cilicia and Pamphylia, we came to Myra, a city of Lycia.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Acts 2:10sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an’ i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta,
Acts 13:13Ary Paoly sy ny namany, rehefa niondrana an-tsambo niala avy tany Pafo, dia tonga tany Peryga any Pamfyha; fa Jaona nandao azy ka niverina nankany Jerosalema.
Acts 15:38Nefa nataon’ i Paoly fa tsy tokony ho entiny miaraka aminy izy, satria nandao azy tany Pamfylia ka tsy niaraka taminy ho any amin’ ny raharaha.
Acts 21:39Fa hoy Paoly: Izaho Jiosy avy any Tarsosy any Kilikia, tompon-tany amin’ izay tanàna tsy kely laza; koa trarantitra ianao, aoka aho mba hiteny amin’ ny olona.
Galatians 1:21Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Syria sy Kilikia aho;