bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 27 › Asan'ny Apostoly 27:8
Asan'ny Apostoly 27:8
ary nony sahirana nanara-morona izahay, dia tonga teo amin’ ny tany anankiray atao hoe Tsara-fitodian-tsambo; akaikin’ izany ny tanàna Lasea.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And, hardly passing it, came unto a place which is called The fair havens; nigh whereunto was the city of Lasea.
In Context
7Ary rehefa nandeha niadana andro maromaro izahay ka saiky tsy tonga tandrifin’ i Kinido, satria nisakana anay ny rivotra, dia takon-drivotra tandrifin’ i Salmona izahay;
9Ary rehefa lany ny andro maro, sady sarotra ny fandehanan-tsambo tamin’ izany, satria efa afaka ny Andro Fifadiana, dia nananatra azy Paoly
Read all of Asan'ny Apostoly 27
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 27:8