Asan'ny Apostoly 28:9
Ary rehefa vita izany, dia tonga koa ny sasany izay narary teo amin’ ny nosy, ka dia sitrana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So when this was done, others also, which had diseases in the island, came, and were healed:
In Context
10Ary voninahitra be no nomen’ ny olona anay; ary rehefa handeha izahay, dia novatsiany tsara.
Read all of Asan'ny Apostoly 28
Cross References
Mark 6:54Ary raha niala teo an-tsambokely izy, dia nahalala an’ i Jesosy niaraka tamin’ izay ny olona teo
Acts 5:15ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon’ ny tandindon’ i Petera ahay, raha mandalo izy.