Asan'ny Apostoly 5:17
Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin’ ny namany rehetra (izay antokon’ ny Sadoseo), fa feno fialonana izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18dia nisambotra ny Apostoly izy ka nanao azy tao an-tranomaizina.
Read all of Asan'ny Apostoly 5
Cross References
1 Samuel 18:12Ary Saoly natahotra an’ i Davida, satria Jehovah nomba azy, fa Saoly kosa efa nialany.
Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?
Proverbs 27:4Masiaka ny fahavinirana, ary misafoaka ny fahatezerana; Fa iza no mahajanona eo anatrehan’ ny fahasaro-piaro?
Matthew 27:18Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ireo Azy.
John 12:10Fa nihendry hahafaty an’ i Lazarosy koa ny lohan’ ny mpisorona,
Acts 4:1Ary raha mbola niteny tamin’ ny vahoaka izy, dia, indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo;