bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 7 › Asan'ny Apostoly 7:28
Asan'ny Apostoly 7:28
Moa ta-hamono ahy koa va ialahy tahaka ny namonoan’ ialahy ilay Egyptiana omaly?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wilt thou kill me, as thou diddest the Egyptian yesterday?
In Context
27Fa ilay namely maina ny namany dia nanosika azy ka nanao hoe: Iza no nanendry an’ ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay?
29Ary tamin’ izany teny izany dia nandositra Mosesy ka nivahiny tany amin’ ny tany Midiana, ary tany no niterahany zanaka roa lahy.
Read all of Asan'ny Apostoly 7
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 7:28