bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 1 › Bokin'i Daniela 1:13
Bokin'i Daniela 1:13
Dia aoka hizahana eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ ny hanin’ ny mpanjaka, ary araka izay hitanao no ataovy amin’ ny mpanomponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then let our countenances be looked upon before thee, and the countenance of the children that eat of the portion of the king’s meat: and as thou seest, deal with thy servants.
In Context
12Masìna ianao, izahao toetra hafoloana izahay mpanomponao, ary aoka homena hanin-kotrana hohaninay sy rano hosotroinay.
14Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana.
Read all of Bokin'i Daniela 1
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 1:13