bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 1 › Bokin'i Daniela 1:14
Bokin'i Daniela 1:14
Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So he consented to them in this matter, and proved them ten days.
In Context
13Dia aoka hizahana eo anatrehanao ny tarehinay sy ny tarehin’ ny zatovo izay mihinana ny anjara avy amin’ ny hanin’ ny mpanjaka, ary araka izay hitanao no ataovy amin’ ny mpanomponao.
15Ary nony tapitra ny hafoloana, dia hita fa mandimandina sy matavy aza ny tarehiny noho ny an’ ny zatovo rehetra izay nihinana anjara avy tamin’ ny hanin’ ny mpanjaka.
Read all of Bokin'i Daniela 1
Cross References
Revelation 2:10Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 1:14