Bokin'i Daniela 11:42
Haninjitra ny tànany amin’ ny tany sasany koa izy; ary ny tany Egypta tsy ho afa-mandositra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He shall stretch forth his hand also upon the countries: and the land of Egypt shall not escape.
In Context
Read all of Bokin'i Daniela 11
Cross References
Zechariah 10:10Dia hampody azy avy any amin’ ny tany Egypta Aho sy hanangona azy avy any Asyria; Ary ho any amin’ ny tany Gileada sy Libanona no hitondrako azy, Ka tsy ho omby azy izany
Revelation 11:8Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalambe amin’ ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin’ ny hazo fijaliana.