Bokin'i Daniela 3:31
Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin’ ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin’ ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
30Ary Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia nasandratry ny mpanjaka tamin’ i Babylona sy ny fehiny.