bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 3 › Bokin'i Daniela 3:32
Bokin'i Daniela 3:32
Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’ Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
31Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin’ ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin’ ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.
33Akory ny halehiben’ ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby.
Read all of Bokin'i Daniela 3
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 3:32