Bokin'i Daniela 3:9
Dia niteny izy ka nanao tamin’ i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They spake and said to the king Nebuchadnezzar, O king, live for ever.
In Context
8Ary tamin’ izay dia nisy Kaldeana sasany nanatona ka niampanga ny Jiosy.
Cross References
Daniel 2:4Dia niteny tamin’ ny mpanjaka amin’ ny teny Aramiana ireny Kaldeana ireny ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, ambarao aminay mpanomponao ny nofy, dia holazainay ny heviny.
Daniel 5:10Ary ny renin’ ny mpanjaka niditra tao amin’ ny trano fanasana noho ny tenin’ ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy; dia niteny ny renin’ ny mpanjaka ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny eritreritrao, na hivaloarika ny tarehinao.
Daniel 6:21Ary nony tonga teo amin’ ny lavaka izy, dia niantso an’ i Daniela tamin’ ny feo malahelo; eny, niteny ny mpanjaka ka nanao tamin’ i Daniela hoe: Ry Daniela, mpanompon’ Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva mahavonjy anao amin’ ny liona va?