The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 4 › Bokin'i Daniela 4:15

Bokin'i Daniela 4:15

Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, milazà ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin’ ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr’ izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin’ ireo andriamanitra masìna no anatinao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Nevertheless leave the stump of his roots in the earth, even with a band of iron and brass, in the tender grass of the field; and let it be wet with the dew of heaven, and let his portion be with the beasts in the grass of the earth:

In Context

14Didin’ ny mpiambina izany zavatra izany; eny, avy amin’ ny tendrin’ ireo masìna izany zavatra izany, hahafantaran’ ny velona fa ny Avo Indrindra no manapaka amin’ ny fanjakan’ ny olona ka manome izany ho an’ izay tiany, ary olona ambany toetra no ampanapahiny azy.

16Dia gaga vetivety Daniela, izay atao hoe Beltesazara, ary ny eritreriny naharaiki-tahotra azy. Ary niteny ny mpanjaka nanao hoe: Ry Beltesazara ô, aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny nofy na ny heviny. Beltesazara namaly ka nanao hoe: Tompokolahy ô, ny nofy anie ho an’ izay mankahala anao, ary ny heviny ho an’ izay fahavalonao.

Read all of Bokin'i Daniela 4

Cross References

Job 14:7Fa azo antenaina ny hazo, satria na dia kapaina aza izy, dia mbola hitsimoka indray, ka tsy maintsy hisy ny solofony;

Daniel 4:5Fa nony farany dia niditra teo anatrehako kosa Daniela, izay atao hoe Beltesazara, araka ny anaran’ andriamanitro, sady misy fanahin’ ireo andriamanitra masìna ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe:

Daniel 4:25Izany rehetra izany no nanjo an’ i Nebokadnezara mpanjaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 4:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 4:14Bokin'i Daniela 4Bokin'i Daniela 4:16 →