The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 4 › Bokin'i Daniela 4:28

Bokin'i Daniela 4:28

Raha mbola teo am-bavan’ ny mpanjaka ihany ny teny, dia nisy feo latsaka avy tany an-danitra nanao hoe: Ry Nebokadnezara mpanjaka, ianao indrindra no anaovana hoe: Ny fanjakana niala taminao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

All this came upon the king Nebuchadnezzar.

In Context

27Ary ny mpanjaka niteny ka nanao hoe: Tsy ity va no Babylona lehibe, izay nataoko ho lapan’ ny fanjakana tamin’ ny haben’ ny heriko mba ho voninahitry ny fahalehibiazako?

29Fa horoahina hiala amin’ ny olona ianao, ka ho any amin’ ny bibi-dia ny fonenanao; hampihinanina ahitra toy ny omby ianao, ary fetr’ andro fito no holanina aminao ambara-pahafantatrao fa ny Avo Indrindra no manapaka amin’ ny fanjakan’ ny olona ka manome izany ho an’ izay tiany.

Read all of Bokin'i Daniela 4

Cross References

Numbers 23:19Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak’ olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?

Daniel 5:20Fa nony niavonavona kosa ny fony, ary nikikitra tamin’ ny fireharehana ny fanahiny, dia naetry niala tamin’ ny seza fiandrianan’ ny fanjakany izy, ary ny voninahiny nesorina taminy;

Matthew 24:35Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 4:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 4:27Bokin'i Daniela 4Bokin'i Daniela 4:29 →