Bokin'i Daniela 4:3
Ka dia nandidy aho mba ho entina eo anatrehako ny olon-kendrin’ i Babylona rehetra hilaza amiko ny hevitry ny nofy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Job 25:2Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy.
Psalms 71:19Ary mihatra amin’ izay avo indrindra ny fahamarinanao, Andriamanitra ô, Izay nanao zava-dehibe: Andriamanitra ô, iza no tahaka Anao?
Psalms 77:19Ny fikotrokotroky ny kotrokorana dia teo amin’ ny tadio; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovotrovotra sy nihorohoro ny tany.
Psalms 92:5Fa ampifalinao amin’ ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan’ ny tananao no hihobiako.
Psalms 105:27Ary izy ireo nanao ny famantarany teo aminy Sy fahagagana tany amin’ ny tanin’ i Hama.
Isaiah 9:7Ny Tompo mandefa teny ho an’ i Jakoba, ka mihatra amin’ ny Isiraely izany.