The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 92 › Bokin'ny Salamo 92:5

Bokin'ny Salamo 92:5

Fa ampifalinao amin’ ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan’ ny tananao no hihobiako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O LORD, how great are thy works! and thy thoughts are very deep.

In Context

4Amin’ ny valiha tory folo Sy amin’ ny feon-dokanga.

6Jehovah ô, akory ny halehiben’ ny asanao! Lalina indrindra ny fisainanao.

Read all of Bokin'ny Salamo 92

Cross References

Psalms 40:5Sambatra izay olona manao an’ i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman’ ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin’ ny lainga.

Psalms 66:3Lazao amin’ Andriamanitra hoe: endrey, mahatahotra ny asanao! ny fahalehibiazan’ ny herinao no hikoizan’ ny fahavalonao Anao.

Psalms 111:2Lehibe ny asan’ i Jehovah, Ka dinihin’ izay rehetra mankasitraka azy.

Psalms 145:3Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.

Isaiah 28:29Izany koa dia avy amin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro; Fa mahagaga amin’ ny fisainana Izy Ary mahatalanjona amin’ ny fahendrena.

Jeremiah 23:20Ny fahatezeran’ i Jehovah tsy ho afaka ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 92:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 92:4Bokin'ny Salamo 92Bokin'ny Salamo 92:6 →