The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 4 › Bokin'i Daniela 4:9

Bokin'i Daniela 4:9

Tsara tarehy ny raviny, ary betsaka ny voany, sady teo aminy no nisy hanina ho an’ ny rehetra; teny ambaniny no nialokalofan’ ny bibidia, ary teny amin’ ny sampany no nitoeran’ ny voro-manidina, ary ny nofo rehetra nahazo hanina avy aminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O Belteshazzar, master of the magicians, because I know that the spirit of the holy gods is in thee, and no secret troubleth thee, tell me the visions of my dream that I have seen, and the interpretation thereof.

In Context

8Nihalehibe sy nihahery io hazo io, ary ny hahavony nipaka tamin’ ny lanitra, ary ny fijery azy dia hatrany amin’ ny faran’ ny tany rehetra.

10Nijery tamin’ ny fahitan’ ny lohako teo am-pandriako aho, ka, indro, nisy mpiambina masìna anankiray nidina avy tany an-danitra.

Read all of Bokin'i Daniela 4

Cross References

Genesis 11:6Ary hoy Jehovah: Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan’ ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao.

Genesis 41:15Ary hoy Farao tamin’ i Josefa: Nanonofy aho, koa tsy misy mahalaza ny heviny; ary izaho nahare fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.

Judges 7:13Ary raha tonga tao Gideona, indro, nisy lehilahy nilaza nofy tamin’ ny namany ka nanao hoe: Nanonofy aho, ka, indro, nisy mofo vary hordea nikodiadia ho eo amin’ ny tobin’ ny Midìna ka nankamin’ ny lay anankiray, dia nampiongana ka nampivadika azy, ka dia nipetraka teo ny lay.

Isaiah 33:18Hotsaroan’ ny fonao ilay nahatahotra: Aiza ny mpanoratra? Aiza ny mpandanja? Aiza ny mpanisa ny tilikambo?

Ezekiel 17:23Ao amin’ ny tendrombohitra avon’ ny Isiraely no hamboleko azy; ary handrantsana sy hamoa izy ka ho tonga sedera tsara indrindra, ary ny vorona samy hafa rehetra hitoetra ao aminy; ao amin’ ny alokaloky ny rantsany no hitoerany.

Daniel 1:20Ary ny amin’ ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra izay nanontanian’ ny mpanjaka azy, dia hitany fa nanan-tombo im-polo heny noho ny ombiasy rehetra sy ny mpisikidy izay teo amin’ ny fanjakany rehetra aza izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 4:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 4:8Bokin'i Daniela 4Bokin'i Daniela 4:10 →