bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 5 › Bokin'i Daniela 5:24
Bokin'i Daniela 5:24
Ary noho izany dia Izy no nihavian’ ilay rantsan-tanana, ka voasoratra ireo teny ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then was the part of the hand sent from him; and this writing was written.
In Context
23fa niavonavona tamin’ ny Tompon’ ny lanitra ianao; ary ny fanaky ny tranon’ Andriamanitra dia nentina eto anatrehanao, ary ianao sy ny mpanolo-tsainao sy ny vadinao mbamin’ ny vaditsindranonao nisotro divay taminy; ary ianao nankalaza ny andriamanitra volafotsy sy volamena sy varahina sy vy sy hazo ary vato, izay tsy mahita, na mandre, na mahalala; fa Andriamanitra Izay mitana ny ainao sady Tompon’ ny alehanao rehetra dia tsy mba nankalazainao.
25Ary ny teny voasoratra dia izao: Mene, Mene, Tekela, Oparesina.
Read all of Bokin'i Daniela 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 5:24