The Bible Software
bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 8 › Bokin'i Daniela 8:6

Bokin'i Daniela 8:6

Ary izy nankeo amin’ ilay ondrilahy nanana tandroka roa, dia ilay efa hitako nitsangana eo amoron’ ny ony, ka nanazakazaka azy tamin’ ny fahatezeran’ ny heriny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he came to the ram that had two horns, which I had seen standing before the river, and ran unto him in the fury of his power.

In Context

5Ary raha mbola nandinika aho, dia, indro, nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra, nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan’ ny masony.

7Ary hitako nanatona ho eo anilan’ ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa, ka tsy nahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin’ ny tany ka nohitsakitsahiny; ary tsy nisy nahavonjy ilay ondrilahy teny an-tànany.

Read all of Bokin'i Daniela 8

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Daniela 8:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Daniela 8:5Bokin'i Daniela 8Bokin'i Daniela 8:7 →