Bokin'i Daniela 9:13
Araka ny voasoratra ao amin’ ny lalàn’ i Mosesy no nahatongavan’ izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin’ ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Leviticus 26:23Any raha tsy mandray ny anatro amin’ izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
Deuteronomy 29:4Dia nitondra anareo tany an-efitra efa-polo taona aho; tsy rovitra teny aminareo ny fitafianareo, ary tsy rovitra teo amin’ ny tongotrao ny kapanao.
Job 36:13Fa ny mpihatsaravelatsihy dia mirakitra fahatezerana; Tsy mitaraina izy, na dia afatony aza;
Psalms 119:18Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin’ ny lalànao.
Psalms 119:73Ny tananao nanao ahy sy namboatra ahy; Ampianaro aho, mba hianarako ny didinao.
Isaiah 42:9Ny amin’ ny zavatra taloha, dia indreo, efa miseho; Ary zava-baovao kosa no toriko izao; Na dia tsy mbola miposaka aza ireny, dia ambarako aminareo.