Bokin'ny Salamo 119:18
Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin’ ny lalànao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Open thou mine eyes, that I may behold wondrous things out of thy law.
In Context
17Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao.
19Vahiny etỳ an-tany aho; Aza afeninao ahy ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:96Efa hitako fa manam-pahataperana avokoa ny tanteraka rehetra; Malalaka indrindra ny didinao.
Isaiah 29:18Amin’ izany andro izany dia ho ren’ ny marenina ny tenin’ ny taratasy, ary na dia ao amin’ ny aizina sy ny aizim-pito aza dia hahita ihany ny mason’ ny jamba.
Isaiah 35:5Dia hampahiratina ny mason’ ny jamba, ary hampahaladina ny sofin’ ny marenina.
Matthew 13:13Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy, fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.
Matthew 20:33Hoy izy taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratina ny masonay.
Acts 26:18hampahiratra ny masony hialany amin’ ny maizina ho amin’ ny mazava, ary amin’ ny fahefan’ i Satana ho amin’ Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin’ izay nohamasinina noho ny finoana Ahy.