The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 12 › Bokin'ny Deoteronomia 12:24

Bokin'ny Deoteronomia 12:24

Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano izy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou shalt not eat it; thou shalt pour it upon the earth as water.

In Context

23Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny rà, fa ny rà no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina amin’ ny hena ianao.

25eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah ianao.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 12

Cross References

Leviticus 3:17Izao no ho lalàna mandrakizay amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby eny amin’ izay rehetra itoeranareo: tsy hihinana sabora na rà akory ianareo.

Deuteronomy 15:23Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 12:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 12:23Bokin'ny Deoteronomia 12Bokin'ny Deoteronomia 12:25 →