Bokin'ny Deoteronomia 15:23
Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Only thou shalt not eat the blood thereof; thou shalt pour it upon the ground as water.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 15
Cross References
Leviticus 7:26Ary aza mihinana rà eny amin’ izay rehetra itoeranareo, na ny an’ ny vorona, na ny an’ ny biby fiompy.
Deuteronomy 12:16Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano.
Deuteronomy 12:24Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano izy;
Ezekiel 33:25Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Homan-javatra misy rà sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-drà, moa hahazo handova ny tany va ianareo?