Bokin'ny Deoteronomia 21:12
dia ento ho ao an-tranonao izy, ka asaovy haratany ny lohany sy alàny ny hohony,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then thou shalt bring her home to thine house; and she shall shave her head, and pare her nails;
In Context
11ary misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin’ ny babo ka tianao hovadina,
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21
Cross References
Numbers 6:9Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin’ ny andro fanadiovana azy izy, dia amin’ ny andro fahafito no hanaratany azy;
Ephesians 4:22mba hialanareo ny toetrareo taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan’ ny fitaka;