The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 21 › Bokin'ny Deoteronomia 21:11

Bokin'ny Deoteronomia 21:11

ary misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin’ ny babo ka tianao hovadina,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And seest among the captives a beautiful woman, and hast a desire unto her, that thou wouldest have her to thy wife;

In Context

10Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotr’ i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,

12dia ento ho ao an-tranonao izy, ka asaovy haratany ny lohany sy alàny ny hohony,

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21

Cross References

Genesis 12:14Ary rehefa tonga tany Egypta Abrama, dia hitan’ ny Egyptiana fa tsara tarehy indrindra ravehivavy.

Genesis 34:3Ary ny fony dia raiki-pitia tamin’ i Dina, zanakavavin’ i Jakoba; eny, tia ny zazavavy izy, ka dia nanao teny malefaka nahafinaritra azy.

Numbers 31:18Fa ny zazavavy rehetra izay tsy mbola nahalala lahy dia velomy ho anareo.

Proverbs 6:25Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny; Ary aoka tsy hahazo anao amin’ ny hodimasony izy.

Proverbs 31:30Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an’ i Jehovah ihany no hoderaina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 21:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 21:10Bokin'ny Deoteronomia 21Bokin'ny Deoteronomia 21:12 →