Bokin'ny Deoteronomia 28:66
Ar ny ainao hihevingevina eo anatrehanao; dia hatahotra andro aman’ alina ianao ka tsy hanampo izay ho velona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 28
Cross References
Lamentations 1:13Avy tany amin’ ny avo no nandatsahany afo ho amin’ ny taolako handoroany azy; Namela-pandrika harato haningorana ny tongotro Izy ka nampihemotra ahy; Nampahalao sy nampahareraka ahy mandritra ny andro Izy.
Revelation 6:15Ary ny mpanjakan’ ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ ny lavaka sy tao amin’ ny vatolampy eny an-tendrombohitra;