Bokin'ny Deoteronomia 3:15
Ary Gileada dia nomeko an’ i Makira.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I gave Gilead unto Machir.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 3
Cross References
Numbers 26:29Ny taranak’ i Manase dia izao: avy tamin’ i Makira ny fokon’ ny Makirita; ary Makira niteraka an’ i Gileada; avy tamin’ i Gileada ny fokon’ ny Gileadita.
Joshua 17:1Ary nahazo zara-tany tamin’ ny filokana koa ny firenen’ i Manase (fa izy no lahimatoan’ i Josefa), dia Makira, lahimatoan’ i Manase, rain’ i Gileada, fa izy no mpanafika ka nahazo an’ i Gileada sy Basana.
1 Chronicles 2:22ary Segoba niteraka an’ i Jaïra, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin’ ny tany Gileada.