bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 30 › Bokin'ny Deoteronomia 30:11
Bokin'ny Deoteronomia 30:11
Fa izao lalàna izao, izay andidiako anao anio, tsy dia saro-pantarina aminao, ary tsy lavitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For this commandment which I command thee this day, it is not hidden from thee, neither is it far off.
In Context
10raha mihaino ny feon’ i Jehovah Andriamanitrao ianao, hitandremanao ny didiny sy ny lalàny, izay voasoratra amin’ ity bokin’ ny lalàna ity, ka miverina amin’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra.
12Tsy any an-danitra izany ka hanaovanao hoe: Iza no hiakatra any an-danitra haka azy ho antsika, mba hohenointsika ka harahintsika?
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 30
Cross References
Isaiah 45:19Tsy tao amin’ ny mangingina, dia tao amin’ ny fitoera-maizina amin’ ny tany no nitenenako; Izaho tsy niantso ny taranak’ i Jakoba hitady Ahy foana; Izaho Jehovah no miteny ny marina sy manambara ny mahitsy.
Colossians 1:26dia ny zava-miafina, ilay voàfina hatramin’ ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho ankehitriny amin’ ny olony masìna,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 30:11