Epistily ho an'ny Efesiana 5:12
Fa izay ataony ao amin’ ny miafina, dia mahamenatra na dia ny milaza izany aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For it is a shame even to speak of those things which are done of them in secret.
In Context
11Ary aza miray amin’ ny asan’ ny maizina tsy mahavoka-tsoa, fa aleo mananatra izany.
13Fa ny zavatra rehetra, raha anarina, dia asehon’ ny mazava; fa na inona na inona aseho dia mazava.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
Proverbs 9:17Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin’ ny fiafenana,
Jeremiah 23:24Moa misy olona mahafin-tena ao amin’ ny fierena va ka tsy ho hitako? hoy Jehovah. Tsy manerana ny lanitra sy ny tany va Aho? hoy Jehovah.
Romans 1:24Ary izany no nanoloran’ Andriamanitra azy tamin’ ny filan’ ny fony ho amin’ ny fahalotoana, dia ny nifanalany voninahitra tamin’ ny tenany avy;
Ephesians 5:3Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza avela hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masìna izany,
Revelation 20:12Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan’ ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin’ ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin’ ny boky, araka ny asany.