Bokin'ny Ohabolana 9:17
Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin’ ny fiafenana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Stolen waters are sweet, and bread eaten in secret is pleasant.
In Context
16Aoka hivily atỳ izay kely saina; Ary amin’ izay tsy ampy saina dia hoy izy:
18Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, Ary any amin’ ny halalin’ ny fiainan-tsi-hita ny olona nasainy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 9
Cross References
2 Kings 5:24Fa nony tonga tao amin’ ny havoana izy, dia nalainy teny an-tànany izany ka napetrany tao an-trano; dia nampandehaniny ireo, ka dia lasa izy.
Proverbs 7:20Ny kitampom-bola dia nentiny any an-tànany, Ka tsy mbola hody izy mandra-pahafenon’ ny volana.
Proverbs 23:31Aza mijery ny divay noho ny hamenany Sy ny fanganohanony eo anaty gilasy Ary ny fikoriany mahafinaritra;
Romans 7:8Fa io didy io dia nentin’ ny ota nampihetsika ny fitsiriritana rehetra tato anatiko; fa maty ny ota, raha tsy misy lalàna.
James 1:14fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin’ ny filany sy fitahiny izy.