Epistily ho an'ny Efesiana 5:28
Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So ought men to love their wives as their own bodies. He that loveth his wife loveth himself.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
Matthew 19:5Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa.?
Ephesians 5:31Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin’ ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa.