Bokin'i Estera 4:13
Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin’ i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, saingy ao an-tranon’ ny mpanjaka;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Dia nolazaina tamin’ i Mordekay ny tenin’ i Estera.
Cross References
Proverbs 24:10Raha reraka amin’ ny andro fahoriana ianao, Dia kely ny herinao.
John 12:25Izay tia ny ainy no mahavery izany; fa izay mankahala ny ainy amin’ izao fiainana izao no hiaro izany ho amin’ ny fiainana mandrakizay.
Hebrews 12:3Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon’ ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.