Exodus 1:13
Dia nampanompoin’ ny Egyptiana fatratra ny Zanak’ Isiraely,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Egyptians made the children of Israel to serve with rigour:
In Context
Cross References
2 Chronicles 10:11koa raha nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, izaho kosa dia mainka hanampy ny zioga ho entinareo; kotopia no namaizan’ ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo.
Proverbs 28:15Liona mierona sy bera miremby Ny mpanapaka ratsy fanahy amin’ ny olona reraka.