bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 13 › Bokin'ny Eksodosy 13:22
Bokin'ny Eksodosy 13:22
Ny andri-rahona tsy niala teo alohan’ ny olona raha antoandro, na ny andri-afo nony alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He took not away the pillar of the cloud by day, nor the pillar of fire by night, from before the people.
In Context
21Ary Jehovah nandeha teo alohany tamin’ ny andri-rahona raha antoandro hitari-dalana azy, ary tamin’ ny andri-afo nony alina ho fahazavana ho azy, handehanany andro aman’ alina.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 13
Cross References
Psalms 121:5Jehovah no Mpiaro anao; Jehovah no fialofanao eo amin’ ny an-kavananao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 13:22