Bokin'ny Eksodosy 2:4
Ary ny anabaviny nijanona teny lavidavitra eny, mba hahita izay hatao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his sister stood afar off, to wit what would be done to him.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 2
Cross References
Exodus 15:20Ary Miriama mpaminanivavy, anabavin’ i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tànany; ary nivoaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.
Numbers 20:1Ary tamin’ ny volana voalohany tonga tao an-efitra Zina ny Zanak’ Isiraely, dia ny fiangonana rehetra; ary nitoetra tao Kadesy ny olona. Ary maty tao Miriama ka nalevina tao.
Micah 6:4Fa nentiko niakatra avy tany amin’ ny tany Egypta ianao Sady navotako avy tao amin’ ny trano nahandevozana: Dia nirahiko hitarika anao Mosesy sy Arona ary Miriama.