bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:27
Bokin'ny Eksodosy 21:27
Ary raha ny nifin’ ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if he smite out his manservant’s tooth, or his maidservant’s tooth; he shall let him go free for his tooth’s sake.
In Context
26Ary raha misy olona mamely ny mason’ ny andevolahiny na ny mason’ ny andevovaviny ka mahasimba azy, dia halefany ho afaka izy noho ny masony.
28Ary raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia hotoraham-bato tokoa ny omby, ary tsy hohanina ny henany; ary ny tompon’ ilay omby dia ho afa-tsiny.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 21
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 21:27