The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:26

Bokin'ny Eksodosy 21:26

Ary raha misy olona mamely ny mason’ ny andevolahiny na ny mason’ ny andevovaviny ka mahasimba azy, dia halefany ho afaka izy noho ny masony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if a man smite the eye of his servant, or the eye of his maid, that it perish; he shall let him go free for his eye’s sake.

In Context

25may solon’ ny may, ratra solon’ ny ratra, mivatra solon’ ny mivatra.

27Ary raha ny nifin’ ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Exodus 21:20Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ ny tsorakazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.

Deuteronomy 16:19Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’ olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason’ ny hendry ary mamadika ny tenin’ ny marina.

Job 31:13Raha tàhiny aho nandà ny rariny izay an’ ny ankizilahiko na ny ankizivaviko, raha nifamaly tamiko izy,

Psalms 10:14Efa nahita ihany Hianao, satria mijery fahoriana sy alahelo, mba hovalian’ ny tananao. Hianao no iononan’ ny mahantra; Hianao no Mpamonjy ny kamboty.

Psalms 72:12Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;

Ephesians 6:9Ary ianareo tompo, manaova toy izany aminy kosa, ka atsaharo ny fandrahonana, satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra; ary tsy misy fizahan-tavan’ olona aminy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:25Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:27 →