The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:29

Bokin'ny Eksodosy 21:29

Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin’ ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin’ ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy, koa nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby, ary ny tompony koa hovonoina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But if the ox were wont to push with his horn in time past, and it hath been testified to his owner, and he hath not kept him in, but that he hath killed a man or a woman; the ox shall be stoned, and his owner also shall be put to death.

In Context

28Ary raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia hotoraham-bato tokoa ny omby, ary tsy hohanina ny henany; ary ny tompon’ ilay omby dia ho afa-tsiny.

30Raha sazina izy, dia handoa vidin’ aina araka izay sazy atao aminy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:28Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:30 →