Bokin'ny Eksodosy 21:30
Raha sazina izy, dia handoa vidin’ aina araka izay sazy atao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
31Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 21
Cross References
Exodus 21:22Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan’ anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian’ ny mpitsara izy.
Numbers 35:31Ary ianareo tsy handray avotry ny ain’ ny nahafaty olona, izay meloka ka tokony ho faty; fa hatao maty tokoa izy.