The Bible Software
bible.software › Exodus › Exodus 21 › Exodus 21:31

Exodus 21:31

Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whether he have gored a son, or have gored a daughter, according to this judgment shall it be done unto him.

In Context

30Raha sazina izy, dia handoa vidin’ aina araka izay sazy atao aminy.

32Raha manoto andevolahy na andevovavy izy, dia homena sekely volafotsy telo-polo ny tompon’ andevo, ary ny omby hotoraham-bato.

Read all of Exodus 21

Cross References

Habakkuk 3:6Mijanona Izy ka manozongozona ny tany; Mijery Izy ka mampangovitra ny firenena, Ary torotoro ny tendrombohitra mandrakizay, Mietry ny havoana fahagola, Fanaony hatry ny fahagola ny Azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Exodus 21:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Exodus 21:30Exodus 21Exodus 21:32 →